4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny haiko dia mozika - Kelly Rajerison

Na ory na finaritra aho

Mamoaka ny mikobona ao anaty, anatiko ao

Ka manamaivamaivana ny saiko ery

Efa ela aho no nino tanteraka

Fa ny hivelomako ety dia ny mozika

Kintana antenaiko zay zohiko ety



Lazaiko anao fa ny haiko dia mozika

Reko mikoriana ao amiko ao mamelombelona ery

Lazaiko anao fa ny haiko dia mozika

Mandrotsirotsy ny fiainako ety toy ny namana iray

Partager ny haiko dia mozika

Commenter ny haiko dia mozika

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kelly Rajerison